|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fandiorano
Singan-teny  2fandio, 3rano
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5a species of snipe. [1.2]
Voambolana  6 Haibiby: vorona
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8 fandiorano
Singan-teny  9fandio, 10rano
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12karazan-tsikovoka kely mpiriaria eny ambony na imbetika anaty rano. [Tanala] [1.78]
13Bibikely maintimainty, karazana tsikovoka monina amin' ny ranomamy, kinga aoka izany raha hilomano ary manao andiany matetika sady manao antaitrika no mitranga ombieny ombieny.
14Anarana entiny amin' ny ankamantatra: Ingory (Inona àry izany: ritra ny rano, hafaladian' Ingory; tondraka ny rano, hafaladian' Ingory ?). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15a water-beetle. [1.2]
Voambolana  16 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  17 fandiorano, 18 firodonana, 19 ifondroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02