|
|
|
|

Teny iditra1 fandio
Fototeny  2dio
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Rano na zavatra entina hanadio.
5Ody farasisa fanome ny vehivavy te hiteraka na ny efa bevohoka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Ce qu’on peut nettoyer, manière de nettoyer. [1.3#106]
Ohatra  7 Omeo fandio, hoy indray i Bemanana. [2.472#]
8 Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470#]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 andofy, 12 fandio, 13 fanody, 14 fiando, 15 fidona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02