|
|
|
|

Teny iditra1 fandiavana
Fototeny  2dia
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitetezana: Nireharehany ny fandiavany ny faritany enina eto Madagasikara.
5Fanitsahana: Mahapotraka ny fandiavana ny ahitra lena.
6Zavatra fametraka eo an-tokonana na eo an-tongo-pandriana mba handiavan' ny tongotra: Itỳ taretra vao novidina ity atao fandiavana.
7Tokonana: Raha vao nanitsaka ny fandiavana izy dia potraka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8L'action de mesurer, de parcourir.
9la pierre placée au seuil des portes. [1.3]

Fivaditsoratra  10 fanadivana, 11 fandaviana, 12 fandiavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12