|
|
|
|

Teny iditra1 fandesohana
Fototeny  2lesoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanasiana pepo, fandemponana.
5Faniniana, famasohana, fanomezan-tsiny: Fandesohana ny asako foana no ataonao. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12