|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lesoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Petaka (orona): Lesoka orona io zazavavy io no naharatsy azy.
4Iva ary lempona, pepo, tsy feno: Misy lesoka eto ny lalotra ka amboary kely. [1.1#540] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5sunken in the middle; flat-nosed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6enfoncé au milieu; camus; creux.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Misy ny lesoka mila arenina.
[1.368#]
8 Izao anefa, manarina ny lesoka ny mpanakanto. [2.445#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16raivolesoka |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 lesoka |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20Tsininy: Mahafinaritra be ohatrohatra ny lahateninao, fa ny hevitra no somary maivana: izay no lesoka aminy..
[1.1#540] |
| Fivaditsoratra | 21 Eskola, 22 Kasleo, 23 lesoka, 24 saloke |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|