|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandatsaham-bato |
| Singan-teny | 2fandatsahana, 3vato |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5vote, election.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6vote.
[1.66] |
| Ohatra |
7 Anisan’ny biraom-pandatsaham-bato iray nandray miaramila maro ny birao teny Antoby sy ny EPP Ivato
[4.43]
|
| Tovy hevitra | 8latsa-bato |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|