|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandatsa |
| Fototeny | 2latsa |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mandatsa na maneso ny sasany amin' ny fahoriana na fahavoazana mahazo azy.
5Azo latsaina: Ny voa tsy fidiny tsy mba fandatsa. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Celui qu’on insulte ordinairement, la manière de railler.
[1.3#389] |
| Ohatra |
7 Mba hahatonga ny taniny ho lao, sy ho zavatra fandatsa mandrakizay;
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|