|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 fandambanana |
| Fototeny | 2lambana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fakana valala amin' ny lamba.
[1.1] |
| Teny iditra (2/5) | 5 fandambanana |
| Fototeny | 6lambana |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Famonoana betsaka indray miaraka, fandringanana, fandripahana.
[1.1] |
| Teny iditra (3/5) | 9 fandambanana |
| Fototeny | 10lambana |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny.
[Tanala]
[1.78] 13Tsihy lehibe velarina rehefa hisakafo. [1.1] 14Tsihy kely efa-joro ametrahana ny vilia na ny lamban-dravina rehefa hihinana. [Betsimisaraka] [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15petite natte pour offrir mets, fruits..
[Tankarana]
[1.19] |
| Tovy hevitra | 16fandambana |
| Kamban-teny rehetra | 17mamelatra fandambanana |
| Teny iditra (4/5) | 18 fandambanana |
| Fototeny | 19lambana |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21Fanemerana amin' ny tsihy, fametahana peta-kazo.
[1.1] |
| Teny iditra (5/5) | 22 fandambanana |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
24Arbuste inconnu des restes de forêt, près de Bedihy, d'après Descheemaeker..
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 25 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|