|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandambana |
| Fototeny | 2lambana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny.
[Tanala]
[1.78] 5Fomba entina mandambana na manemitra amin'ny tsihy. 6Fomba entina mandambana na mamehy (herana na zozoro) amin'ny antontany. 7Fomba entina mandambana na maka valala amin'ny lamba. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 8 fanan-damba, 9 fandambana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|