|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanazavana |
| Fototeny | 2zava |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana itỳ efitra itỳ izany.
5Filazalazana misimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray: Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io. 6Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny: Misy sarotra iheny indraindray ny fanazavana hain-teny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7the act of illuminating; an explanation.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8action d'illuminer, d'éclairer.
[1.3#870, 1.8] 9L’action de bien expliquer, de rendre distinct, le moyen, la cause. [1.3#870] 10explication. [1.13, 1.8] |
| Ohatra |
11 Fanazavana ny amin' ny fiovan' ny diany.
[1.38#376]
12 Nanohy ny fanazavana ihany ireto namako. [2.356#] 13 Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#] 14 Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. [2.472#194] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|