|
|
|
|

Teny iditra1 fanatsofana
Fototeny  2tsofa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanapahana amin' ny tsofa. [1.1]
5fanapahana na famakiana hazo na vy amin'ny tsofa. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6L’action de scier, de limer, l’instrument, le lieu. [1.3#790]
7sciage. [1.13]
Ohatra  8 Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana. [2.356#]
Kamban-teny rehetra  9fanombohana ny fanatsofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08