|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fanatsika |
| Fototeny | 2hatsika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Azo antsoina amin' ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso.
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 5 fanatsika |
| Fototeny | 6tsika |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany.
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 9 fanatsika |
| Fototeny | 10tsika |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12Azo tsihina.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 13 afantsika, 14 fanatsika, 15 fanitsaka, 16 fitsakana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|