|
|
|
|

Teny iditra1 fanatsidradraka
Fototeny  2tsidradra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manatsidradra na manatsidradraka, manainga ho avo: Edrey! ity fanatsidradran' Ikoto ny tongony. [1.1]
Tovy hevitra  5fanatsidradra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12