|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanatsidradra |
| Fototeny | 2tsidradra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manatsidradra na manatsidradraka, manainga ho avo: Edrey! ity fanatsidradran' Ikoto ny tongony.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5fanatsidradraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|