|
|
|
|

Teny iditra1 fanamboarana
Fototeny  2voatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanomezana endrika: Mila fanamboarana kely ity sary itỳ.
5Fanomanana, fikarakarana: Iza no hiandraikitra ny fanamboarana ny efitra hampidirana ny mpanambady?.
6Fandrindrana, fandaminana: Ho sarotra ihany ny fanamboarana ny fanambadian' ireto tanora ireto. [1.1]
7fanomezana bika zavatra iray.
8fanamboarana ara-ivondanja: fampiharana miako mitahiry ivondanja.
9fanamboarana ho mira mpanondro: fanovàna ampaha ho mira mpanondro.
10fanamboarana ny tambatra: fanehoana ny tambatra amin'ny tomba hafa. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11the act of arranging, preparing, or repairing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12l'action d'arranger, de préparer, de réparer; l'instrument, la cause. [1.3]
13action de préparer, d'arranger, de réparer. [1.8]
14fabrication, usinage, transformation, façonnage.
15fanamboarana ara-ivondanja: transformation barycentrique.
16fanamboarana ho mira mpanondro: réduction des fractions au même dénominateur.
17fanamboarana ny governemanta: remaniement du gouvernement.
18fanamboarana ny simba: réparation.
19fanamboarana ny tambatra: transformation de la somme.
20fanamboarana vola baoritra: confection de monnaies et de billets factices. [1.13]
Ohatra  21 Samy nanao izay ho vitany tamin' ny fanarenana na fanamboarana ny tranony ny olona. [2.472]
Voambolana  22 Matematika
Mpanahaka  23 fanaovana
Kamban-teny rehetra  24fanamboarana ara-ivondanja

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08