|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanantsoroka |
| Fototeny | 2soroka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manantsoroka, mitondra eo an-tsoroka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5ce qu'on peut charger sur l'épaule.
6manière de charger sur l'épaule. [1.3#633] |
| Teny iditra (2/2) | 7 fanantsoroka |
| Fototeny | 8soroka |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Azo entina an-tsoroka.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|