|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 fanandrana
Fototeny  2andrana
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha.
5Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer. [1.3#39]

Teny iditra (2/4)7 fanandrana
Fototeny  8tandra
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Fanongotana amin' ny tandra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11l'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause. [1.3]

Teny iditra (3/4)12 fanandrana
Fototeny  13tandra
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy. [1.1]

Teny iditra (4/4)16 Fanandrana
Sokajin-teny  17 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  18 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  19 Fanandrana, fanandrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02