|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanamby |
| Fototeny | 2tamby |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manamby, manakarama.
5Fanekena ifanaovan' olona roa na maro izay samy manana ny filazany avy momba ny zavatra iray, ka izay voaporofo fa manana ny diso dia manome vola na manao zavatra ho an' ilay nanana ny marina: Andeha hanao fanamby isika fa amin' ny telo no ho tonga ny fiaramanidina fa tsy amin' ny dimy. 6Ny vola omena amin' io fanekena io raha resy: Ohatrinona ny fanombintsika fa tsy maintsy ho afa-panadinana aho?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7[Mod.
8s. 9from manamby (tamby).] Laying wagers, betting.. [1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 10 fanamby |
| Fototeny | 11tamby |
| Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
13azo tambazana.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 14 fanamby, 15 fanimba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|