|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanambiny
Fototeny  2tamby
Sokajin-teny  3 anarana fanambina sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4Teny ilazana fa raikitra ny fanekena ifanaovana: Fanambiny ny antsika (raikitra ny fanekentsika). [1.1]

Teny iditra (2/2)5 fanambiny
Fototeny  6ambina
Sokajin-teny  7 anarana fanambina sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12