|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanambaniny |
| Fototeny | 2ambany |
| Sokajin-teny | 3 anarana sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
4lafiny ambany indrindra.
[2.314] 5Vody rindrina, vody andry: Misy triatra ny fanambanin' ity sarivato itỳ. 6Ny kibo, ny faritra ambany amin' ny tenan' ny biby, amin' ny zavatra: Zavatra maro tsy tambo isaina no any amin' ny fanambanin' ny ranomasina any. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7The lower part, the foundation, basis.
8The foundations of a house, or of any building; the bottom or under side of anything.. [1.2] |
| Ohatra |
9 Maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny.
[2.332]
|
| Kamban-teny rehetra | 10nofon-tany fanambaniny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/09 |
|