|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanamainan-tsoratra |
| Singan-teny | 2fanamaina, 3soratra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazan-taratasy mifo-drano anamainana ny soratra vao avy nosoratana tamin'ny ranomainty.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Blotting paper; sand or dust used instead of blotting paper..
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|