|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanalahidy |
| Singan-teny | 2fanala, 3hidy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Tapa-by voavoatra aiditra ao amin' ny hidim-baravarana ka mampihetsika ny lelan' ny hidim-baravarana mba hanidy na hamoha ny varavarana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[hidy, a lock.] a key.
7See lakile.. [1.2] 8a key. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9la clé d'une serrure.
[1.8] 10clé, clef. [1.13] |
| Ohatra |
11 ny vatako, hidio ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy.
[2.472#]
12 Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray. [2.529#] 13 Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny. [2.4#] |
| Mpanahaka | 14 fanalagadra, 15 lakile |
| Lahatsoratra | 16Randzavola: fanalahidy ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|