|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanaikena |
| Fototeny | 2aiky |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4fanekena.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Comme fanekena.
[1.3#10] |
| Ohatra |
6 Fitokiana marina sa fanaikena tsy sazoka?
[2.296#]
7 fanaikena amin' ny fihavanana sy ny varotra no natao. [2.366#] |
| Tsipelina hafa | 8fanekena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|