|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanahy fito |
| Singan-teny | 2fanahy, 3fito |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5toetra tsara mahay mandefitra, miara-mifaly amin' izay mifaly ary miara-malahelo amin' izay malahelo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Esprit qui sait se plier à tout, se faire tout à tous.
[1.3#174] |
| Fivaditsoratra | 7 fanahy fito, 8 fitohifana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|