|
|
|
|

Teny iditra1 fanahim-boronkely
Singan-teny  2fanahy, 3vorona, 4kely
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6toetra misotisoty toy ny voronkely izay manao maloto ao amin' ny fihinanany ihany. [1.1]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02