|
|
|
|

Teny iditra1 fanafihana
Fototeny  2tafika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanatonana mba hamely amin' ny basy aman-defona; fibosesehana hanafika. [1.1]
5fananiham-bohitra na fandravana an-keriny ny tanin'olona amin'ny ady. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6invasion. [1.13]
Voambolana  7 Pôlitika

Fivaditsoratra  8 fanafihana, 9 fifahanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12