|
|
|
|

Teny iditra1 fampitsarana
Fototeny  2tsara
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Vola nomena fahizay ireo olona nampisotro tangena ho mari-pankasitrahana, raha tahiny ka velona soa aman-tsara ilay nampisotroina.
5Vola omena mba hahazoana mampiditra ady na raharaha hotsarain' ny fitsarana hanaovana fampinomana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[Rel.
7s.
8from mampitsara (tsara).] Money paid to the judges and others present, on the administration of the tangena ordeal, as a token of consent to its decision.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12