|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampijaliana |
| Fototeny | 2jaly |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4oppression.
[1.470] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5oppression.
[1.470] 6action de faire souffrir, de faire attendre. [1.5] |
| Ohatra |
7 Teo ireo zavatra rehetra natao teo an-toerana, ny fisamborana, ny fampijaliana, ny famonoana.
[2.472]
8 Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana. [2.5] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|