|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampihavanana |
| Fototeny | 2havana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fampifanarahana olona tsy nifanaraka na niady teo aloha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5réconciliation.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Ny lainga ka halan' ny rahan' ny fampihavanana.
[2.245#]
7 Ny fampihavanana kosa dia toe-draharaha lavitra ezaka tena hafa karazana mihitsy. [4.27#] 8 fampihavanana no nomaniko hatao, fiangaviana tsy hitazonana alahelo na hatezerana amin' i Doda. [2.4#] |
| Lahatsoratra | 9Randzavola: fampihavanana ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|