|
|
|
|

Teny iditra1 fampifandraisana taranja
Singan-teny  2fampifandraisana, 3taranja
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fomba entina mampifamatotra sy mampifameno ny taranja samihafa. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6intégration, corrélation des disciplines. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12