|
|
|
|

Teny iditra1 ramole
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Biby sahala amin' ny soavaly, avy amin' ny fampiarahana ny ampondra lahy sy ny soavaly vavy (fiteny koa ny hoe Mole). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4mulet. [1.3, 1.13]
Voambolana  5 Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  6mole

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19