|
|
|
|

Teny iditra1 fampiantranoana
Fototeny  2trano
Sokajin-teny  3 anarana
Fitokoavana  4 Mafy amin' ny olona manan-tsaina, ny mandre latsa amin' ny fampiantranoana azy, sy tevatevain' izay ananany trosa. [2.996#]
Ohatra  5 Mafy amin' ny olona manan-tsaina, ny mandre latsa amin' ny fampiantranoana azy, sy tevatevain' izay ananany trosa. [2.996#]
6 Ny andidiako anao farany, ry Itafikarivo, dia ny fampiantranoana vahiny sy ny fihavanana amin' ny mpanjaka sasany. [2.285#]
7 Avahana amin' ny maro amin' ireny Atoa Belagera sy Lombiho Célestin mianakavy, izay tsy niroa fo tokoa tamin'ny fampiantranoana matetika tany an-toerana sy ny fanampiana samihafa nombam-pitiavana. [2.606#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11