|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampakaram-bady |
| Singan-teny | 2fampakarana, 3vady |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding..
[1.2] 7a wedding. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8mariage.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay
[1.436#]
|
| Tovy hevitra | 10fampakarana, mariazy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|