|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famonjena |
| Fototeny | 2vonjy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza: Noho ny famonjenan-dRakoto no tsy nahafaty an-drano an' i Naivo.
5Fanampiana: Misaotra amin' ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto. 6Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin' ny,..: Ataovy zava-dehibe ny famonjena fotoampivavahana ny alahady. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7help ; salvation.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8aide, secours ; salut.
[1.8] |
| Ohatra |
9 famonjena tsy nampoizina izany!
[2.324#]
10 Nahare ny teny ary efa niomana tamìn'ny famonjena. [2.895#] 11 Tonga lava eto amin' ny lapan' ny tanàna mba hangataka famonjena. [1.369#] |
| Lahatsoratra | 12Randzavola: famonjena ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|