|
|
|
|

Teny iditra1 famoniana
Fototeny  2vony
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fahavakisam-bony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5floraison ; saison des fleurs. [1.196]
Ohatra  6 Fa alohan' ny fijinjana, rahefa tapitra ny famoniana, ka efa tonga sampaho efa ho masaka ny voniny, dia hotapahiny amin' ny antsy, ny rantsany, hesoriny ny sampany dia hotangosany. [2.996#29.018.005]

Fivaditsoratra  7 famoinana, 8 famoniana, 9 fimaonana, 10 fiomanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12