|
|
|
|

Teny iditra1 famongorana
Fototeny  2fongotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandravana, fandaniana tanteraka, fandripahana, fandringanana ho lany fara. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Action de ruiner, d’exterminer. [1.3#185]
Ohatra  6 Tokony homena lanja ihany koa ny famongorana ireo fomba amam-panao tsy mitondra voka-tsoa tahaka ny doro tanety sy ny asan-dahalo. [1.384#]
7 Rehefa nifampidinika izy ireo izay notarihin'i Betro, dia nilaza tamin'ny Komandy sy ny vahoaka fa adidiny ny famongorana izao fahavalo izao. [2.895#]

Fivaditsoratra  8 famongorana, 9 manafongora

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12