|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famokisana |
| Fototeny | 2voky |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanomezana sakafo betsaka: Hatao ahoana no famokiaano ireto vahoaka maro be ireto.
5Famporisihana, fitarihana, fambosiana: Mendri-tsazy mafy ny famokisana ny vahoakatoy itony. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6L’action de rassasier, d’exciter, de pousser à la désobéissance, à la révolte, le motif, le moyen.
[1.3#849] |
| Ohatra |
7 Nisy didy navoaka noho ny famokisana nataon' i Ptolemea mba hampihatra izany hevitra izany ihany koa amin' ny Jody ao amin' ny tanàna greka manolotra azy, sady hanao sorona;
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|