|
|
|
|

Teny iditra1 famoizam-po
Singan-teny  2famoizana, 3fo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5despair. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6désespoir. [1.8]
Ohatra  7 Ny fanantenan-dRandrianaivo, izay vao nivelatra sy namirapiratra vao tsy ampy herinandro, dia nosaronan'ny famoizampo tamin'io takariva io [2.324#]
Voambolana  8 Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12