|
|
|
|

Teny iditra1 famingavinga
Fototeny  2vingavinga
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamingavinga, manivaiva, manambàny.
5Azo vingavingaina. [1.1]
Ohatra  6 Ary hisy olona famingavinga hitsangana handimby io indray, izay tsy homena ny voninahitry ny fanjakana; [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12