|
|
|
|

Teny iditra1 faminany
Fototeny  2vinany
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina maminany.
5Azo vinanìna. [1.1]
Ohatra  6 Tiako ny ho namaly azy hoe : "Mba vinanio» kanefa hataony ahoana moa ny ho faminany fa ilaina ny tady maromaro hamatorana entana ho entina any Mahajanga. [2.356#]

Fivaditsoratra  7 faminany, 8 fanimina, 9 fimaniña, 10 mifañiña, mifañina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03