|
|
|
|

Teny iditra1 fameriny
Fototeny  2verina
Sokajin-teny  3 anarana famerina sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4ny vola madinika averina amin' ny vola omen' ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin' ilay entana no nomeny. [1.1]
Ohatra  5 Folo taona lasa izay, hoy ny fameriny ny teniny, sady nanao dian'olona toa very hevitra izy. [2.324#]
Voambolana  6 Toe-karena: varotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12