|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 famelona |
| Fototeny | 2velona |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mamelona.
5Azo velomina. [1.1] |
| Ohatra |
6 Atao ahoana no ho famelona ny Malagasy amin' ny fahefana?
[2.285]
|
| Teny iditra (2/2) | 7 famelona |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Karazan-kazo tsara volo atao haingon-drafitra, izay atao hoe koa raiheka.
10Ny famelona dia nampiasaina tamin' ny fitsitsihana ny zaza noforana taloha. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11A tree which affords a beautiful wood used in ornamental work.
12The seeds (or fruits?) are used by Sakalava children as charms in the form of bracelets and necklaces.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13nom d'une espèce d'arbre.
14Gambeia madagascariensis.. [Tankarana] [1.19] 15(de velona : vivant, qui pousse activement quand il s'agit des plantes). 16Nom donné à plusieurs arbres à croissance rapide. 17Ce sont notamment :. 18Gambeya boiviniana Pierre (Sapotaceae).. [Tsimihety, Bezanozano, Sihanaka, Tanala] 19Gambeya boiviniana Pierre (Sapotaceae) et sa variété Gambeya boiviniana var. 20lavanchiana Aubrév. 21(Sapotaceae). [Sakalava, Tankarana] 22Donella fenerivensis Aubrév. 23(Sapotaceae). 24Ces arbres fournissent de beaux bois d'oeuvre, jaunes ou rougeâtres. 25On en fait des meubles, des roues de charrette, etc. 26Les fruits sont comestibles, mais d'un goût médiocre. 27Latex parfois employé pour capturer les petits oiseaux (gluaux). 28Voir aussi voampamelona, raiheka.. [Betsimisaraka] [1.196] 29appellation botanique: Chrysophyllum boivinianum, Baehni. [2.612] |
| Voambolana | 30 Haizavamaniry: hazo |
| Tovy hevitra | 31rehiaka, voantsikidy |
| Kamban-teny rehetra | 32Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|