|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 famazivazy
Fototeny  2vazivazy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamazivazy, manao vazivazy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Ce qu’on peut ridiculiser, manière de se moquer. [1.3#822]

Teny iditra (2/2)6 famazivazy
Fototeny  7vazivazy
Sokajin-teny  8 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9Azo vazivazìna. [1.1]
Ohatra  10 ka tonga famazivazy sy fandatsan' ny olona aho, noho ny aminao. [2.996#]

Fivaditsoratra  11 famazivazy, 12 famizaviza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12