|
|
|
|

Teny iditra1 famaranana
Fototeny  2farana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza.
5famitana, fanaperana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a smoothing-knife.
7the final declaration about business that has been done.. [1.2]
8the end or finishing of something; the act of smoothing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9la terminaison. [1.3]
10la fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument. [1.3]
11action de clôturer une réunion; finition, polissage. [1.8]
12terminale. [1.66]
Ohatra  13 Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra. [2.245]
14 Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara. [2.606]
Haiendriteny 
15 Tsotra :
16 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  18 famaranana, 19 fanamarana, 20 fanaramana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08