|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 famarana |
| Fototeny | 2fatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fitaovana entina mamantatra ny fatran' ny zavatra iray: Maro ny famaran' ny Ntaolo toy ny vata, ny zinga.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5[Rel.
6s. 7from mamatra (fatra).] A measure for liquids, or such things as rice, sand, etc.. [1.2] 8a measure of capacity. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9mesure de capacité.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Nalaminy ny famarana sy ny fandrefesana ary ny lanjan' ny vola.
[2.113#]
11 ny hoe kilao tsy mbola namarana vary tamin' ny andron-dRadama fa ny vata no famarana malagasy tamin' izany. [2.366#] |
| Kamban-teny rehetra | 12vata famarana |
| Lahatsoratra | 13Randzavola: famarana ao amin' ny Baiboly (=> fandanjana) |
| Teny iditra (2/2) | 14 famarana |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16fanozonana.
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 17 famarana, 18 fanarama, 19 manafara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|