|
|
|
|

Teny iditra1 famantaranavaratra
Singan-teny  2famantarana, 3avaratra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6The mariner's compass. [1.2]
7a compass. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8boussole. [1.8]
Ohatra  9 Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471]
Voambolana  10 Fitaovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12