|
|
|
|

Teny iditra1 famankonana
Fototeny  2vankona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5corroyage. [1.13]
Ohatra  6 Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny famankonana ny hazo. [2.366#185]
7 Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana. [2.356#123]
Voambolana  8 Haitao
Kamban-teny rehetra  9fiasana famankonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08