|
|
|
|

Teny iditra1 famahana olana
Singan-teny  2famahana, 3olana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5résolution d'un problème. [1.13]
Ohatra  6 Tsy maintsy mahita famahana olana foana izy. [2.4]
7 Manampy amin' ny famahana ny olan' ny mpifanandrina amin' ny alalan' ny marimaritra iraisana tsy an' ady sy ampandinihana no isan' ny antom-pisian' ny SeFaFi. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12