Teny iditra | falo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Fihetsika [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | Prov. for findra [1.2] | |
Voambolana | Hetsika | |
Teny iditra | falo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tsirika, faly [1.78] | |
Teny iditra | Falò | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Pallu [2.996] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pallu [2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Tovy hevitra | Palo | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Falò | |
Fivaditsoratra | falo, lafo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |