|
|
|
|

Teny iditra1 faingoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vy na hazo misy miforitra; vy misy motiny entina maka hazandrano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a bend, a curvature, a hook.
5See baraingo, faraingo.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6croc, crochet, crampon. [1.3#139]
7croche. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  20 faingoka, 21 fiongaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19